FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Hajao ny rainao sy ny reninao+ mba ho lava andro iainana ianao, eo amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

  • Eksodosy 21:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Izay manozona ny rainy sy ny reniny, dia tsy maintsy vonoina ho faty.+

  • Levitikosy 20:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Raha misy manozona ny rainy sy ny reniny,+ dia tsy maintsy vonoina ho faty izy,+ satria rainy sy reniny no ozoniny. Izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*+

  • Deoteronomia 27:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘Voaozona izay manao tsinontsinona ny rainy na ny reniny.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’

  • Ohabolana 19:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Zanaka manao izay mahamenatra sy mahafa-baraka+ ny zanaka mampijaly an-drainy sy mandroaka an-dreniny.+

  • 2 Timoty 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa ny olona ho tia tena, ho tia vola, ho matin-kambo, hanambony tena, ho mpanevateva, tsy hankatò ray aman-dreny,+ tsy hisaotra, tsy ho mena-mivadika,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara