Salamo 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ manàna herim-po ary hatanjaho ny fonao,+Eny, aoka ianao hanantena an’i Jehovah.+ Salamo 37:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,+Dia hanandratra anao izy ary handova ny tany ianao.+Ho hitanao ny handringanana ny ratsy fanahy.+ Romanina 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ilay Andriamanitra manome fanantenana anie hameno anareo amin’ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra noho ny finoanareo, mba hitombo be ny fanantenanareo noho ny herin’ny fanahy masina!+
14 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ manàna herim-po ary hatanjaho ny fonao,+Eny, aoka ianao hanantena an’i Jehovah.+
34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,+Dia hanandratra anao izy ary handova ny tany ianao.+Ho hitanao ny handringanana ny ratsy fanahy.+
13 Ilay Andriamanitra manome fanantenana anie hameno anareo amin’ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra noho ny finoanareo, mba hitombo be ny fanantenanareo noho ny herin’ny fanahy masina!+