2 Samoela 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Angamba hijery+ ny mason’i Jehovah, dia hanao soa amiko indray i Jehovah, ka tsy hampanan-kery izao ozon’i Simey androany izao.”+ Salamo 34:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny anjelin’i Jehovah dia mitoby manodidina an’izay matahotra Azy,+Ka mamonjy azy.+ 1 Petera 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa aoka àry ireo mijaly noho ny fanaovana ny sitrapon’Andriamanitra hanankina foana ny fiainany amin’ilay Mpamorona mendri-pitokisana, eo am-panaovan’izy ireo ny tsara.+
12 Angamba hijery+ ny mason’i Jehovah, dia hanao soa amiko indray i Jehovah, ka tsy hampanan-kery izao ozon’i Simey androany izao.”+
19 Koa aoka àry ireo mijaly noho ny fanaovana ny sitrapon’Andriamanitra hanankina foana ny fiainany amin’ilay Mpamorona mendri-pitokisana, eo am-panaovan’izy ireo ny tsara.+