Salamo 37:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Diniho ny tsy manan-tsiny, ary jereo ny olo-mahitsy,+Fa fiadanana no miandry azy amin’ny hoavy.+ Ohabolana 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Amin’izay dia ho takatrao ny atao hoe fahamarinana sy rariny ary fahitsiana, eny, izay tsara rehetra.+
9 Amin’izay dia ho takatrao ny atao hoe fahamarinana sy rariny ary fahitsiana, eny, izay tsara rehetra.+