Salamo 25:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Iza no olona matahotra an’i Jehovah?+Hampianatra azy momba izay lalana hofidiny Izy.+ Ohabolana 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny fahendren’ny malina no mahatonga azy hahalala ny ataony,+ fa mamitaka kosa ny hadalan’ny tsisy saina.+ Ohabolana 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ny fon’ny olombelona mandinika izay ho lalan-kizorany,+ fa i Jehovah kosa no mitarika ny diany.+
8 Ny fahendren’ny malina no mahatonga azy hahalala ny ataony,+ fa mamitaka kosa ny hadalan’ny tsisy saina.+