2 Raha mivoady+ amin’i Jehovah ny olona iray, na mianiana+ ka mivoady fa hifady zavatra,+ ary ny ainy no ataony antoka, dia tsy mahazo mivadika amin’ny teniny izy,+ fa tokony hotanterahiny izay rehetra naloaky ny vavany.+
6 Aza avela hampanota anao ny vavanao,+ ary aza miteny eo anatrehan’ny anjely+ hoe: “Diso aho tamin’iny.”+ Nahoana no ho tezitra aminao Andriamanitra noho ny teninao, ka handrava ny asan’ny tananao?+