1 Timoty 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mahasoa kely ihany ny fampiasan-tena, fa ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra+ kosa no mahasoa amin’ny zava-drehetra,+ satria izy io no misy fampanantenana ny amin’ny fiainana ankehitriny sy ilay ho avy.+
8 Mahasoa kely ihany ny fampiasan-tena, fa ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra+ kosa no mahasoa amin’ny zava-drehetra,+ satria izy io no misy fampanantenana ny amin’ny fiainana ankehitriny sy ilay ho avy.+