Levitikosy 19:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “‘Mitsangàna raha eo anatrehan’ny fotsy volo ianao,+ ary asio fiheverana ny zokiolona,+ ka matahora an’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah. Ohabolana 16:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Satroboninahitra tsara tarehy ny volo fotsy,+ raha ao amin’ny lalan’ny fahamarinana no ahazoana azy.+
32 “‘Mitsangàna raha eo anatrehan’ny fotsy volo ianao,+ ary asio fiheverana ny zokiolona,+ ka matahora an’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah.
31 Satroboninahitra tsara tarehy ny volo fotsy,+ raha ao amin’ny lalan’ny fahamarinana no ahazoana azy.+