FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 37:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Diniho ny tsy manan-tsiny, ary jereo ny olo-mahitsy,+

      Fa fiadanana no miandry azy amin’ny hoavy.+

  • Ohabolana 16:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Toy ny lalambe falehan’ny olo-mahitsy ny fialana amin’ny ratsy.+ Izay mitandrina ny lalany dia miaro ny ainy.+

  • Daniela 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Maro no hanadio ny tenany+ ho fotsy,+ ka ho voadio.+ Fa ny ratsy fanahy kosa hanao ratsy.+ Ary tsy hisy ratsy fanahy hahazo ny hevitry ny teny,+ fa izay lalin-tsaina no hahazo.+

  • 1 Petera 1:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nanadio+ ny fiainanareo* ianareo rehefa nankatò ny fahamarinana, ka ny vokatr’izany, dia fitiavan-drahalahy tsy misy fihatsarambelatsihy,+ ary koa fifankatiavana fatratra amin’ny fo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara