FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 16:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ny rariny, eny, ny rariny ihany no katsaho,+ mba ho velona ianao ka ho lasa fanananao ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

  • Joba 21:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Fa hoy ianareo: ‘Aiza ny tranon’ny olona ambony,

      Ary aiza ny tranolay, eny, ny fonenan’ny ratsy fanahy?’+

  • Salamo 37:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy.+

      Handinika an’izay nisy azy ianao, nefa tsy ho eo intsony izy.+

  • Salamo 91:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Hitaza-maso fotsiny ianao,+

      Ary ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy noho izay nataony.+

  • Salamo 101:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Isa-maraina, dia hataoko tsy afa-miteny intsony ny ratsy fanahy rehetra eto an-tany,+

      Mba horinganina tsy ho ao an-tanànan’i+ Jehovah ny mpanao ratsy rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara