Deoteronomia 28:63 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 “Ary ho toy ny nifalian’i Jehovah nanasoa sy nahamaro anareo,+ no hifalian’i Jehovah handringana sy handripaka anareo+ koa. Hesorina tsy ho eo amin’ilay tany izay halehanareo mba halainareo ho fanananareo ianareo.+ Salamo 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hamoaka didim-pitsarana hampiharina amin’ireo firenena i Jehovah.+Jehovah ô, tsarao aho araka ny fahamarinako+Sy ny tsy fivadihako+ aminao.
63 “Ary ho toy ny nifalian’i Jehovah nanasoa sy nahamaro anareo,+ no hifalian’i Jehovah handringana sy handripaka anareo+ koa. Hesorina tsy ho eo amin’ilay tany izay halehanareo mba halainareo ho fanananareo ianareo.+
8 Hamoaka didim-pitsarana hampiharina amin’ireo firenena i Jehovah.+Jehovah ô, tsarao aho araka ny fahamarinako+Sy ny tsy fivadihako+ aminao.