Mpitoriteny 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ao amin’ny trano misy fisaonana ny fon’ny hendry,+ fa ao amin’ny trano misy fifaliana kosa ny fon’ny adala.+ Lioka 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Rehefa afaka andro vitsivitsy, dia nangonin’ilay zandriny ny fananany rehetra, ka lasa nankany an-tany lavitra izy. Dia nandanilany foana ny fananany tamin’ny filibana izy.+ 2 Timoty 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ho mpamadika,+ ho be di-doha, ho mpieboebo,+ ho tia fahafinaretana fa tsy ho tia an’Andriamanitra,+
4 Ao amin’ny trano misy fisaonana ny fon’ny hendry,+ fa ao amin’ny trano misy fifaliana kosa ny fon’ny adala.+
13 Rehefa afaka andro vitsivitsy, dia nangonin’ilay zandriny ny fananany rehetra, ka lasa nankany an-tany lavitra izy. Dia nandanilany foana ny fananany tamin’ny filibana izy.+
4 ho mpamadika,+ ho be di-doha, ho mpieboebo,+ ho tia fahafinaretana fa tsy ho tia an’Andriamanitra,+