FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 15:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Koa hoy i Samoela: “Ny fanatitra dorana sy sorona ve no sitrak’i Jehovah+ kokoa noho ny mankatò ny tenin’i Jehovah? Ny mankatò+ no tsara kokoa noho ny sorona,+ ary ny mihaino no tsara kokoa noho ny tavin’ondrilahy.+

  • Ohabolana 15:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Maharikoriko an’i Jehovah ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+ fa mahafinaritra azy kosa ny vavaky ny olo-mahitsy.+

  • Isaia 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Hataoko inona koa izay sorona be dia be atolotrareo?”, hoy i Jehovah. “Leon’ny ondrilahy+ atao fanatitra dorana+ sy ny tavin’ny biby nohatavezina+ aho, ary tsy ankasitrahako ny ran’ny+ vantotr’ombilahy sy ny ran’ny ondrilahy kely ary ny ran’ny osilahy.+

  • Jeremia 6:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Ataoko inona koa izay emboka manitra hafaranao avy any Sheba+ sy izay fantàkamanitra sarobidy avy any an-tany lavitra? Tsy sitrako ny fanatitra dorana manontolo atolotrareo,+ ary tsy ankasitrahako ny sorona ataonareo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara