Ohabolana 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Haharitra mandrakizay+ ny vava milaza ny marina,+ fa mihelina kosa ny lela fandainga.+ Matio 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Koa izay rehetra mandre izany teniko izany ka mankatò, dia hoharina amin’ny lehilahy malina izay nanorina ny tranony teo ambony vatolampy.+
24 “Koa izay rehetra mandre izany teniko izany ka mankatò, dia hoharina amin’ny lehilahy malina izay nanorina ny tranony teo ambony vatolampy.+