Salamo 49:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia ianareo taranak’olombelona sy ianareo zanak’olombelona,Na ny manankarena na ny mahantra.+ Ohabolana 29:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mihaona ny mahantra sy ny mpampahory,+ fa i Jehovah no mampahazava ny mason’izy roa tonta.+