Salamo 45:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mihoatra lavitra noho ny an’ny zanak’olombelona ny hatsaranao,+Ary mahafinaritra erỳ ny teny avy amin’ny molotrao!+Izany no antony itahian’Andriamanitra anao mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Ohabolana 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ny olona milaza ny marina dia sitraky ny mpanjaka lehibe,+ ary izay manambara ny fahamarinana no tiany.+
2 Mihoatra lavitra noho ny an’ny zanak’olombelona ny hatsaranao,+Ary mahafinaritra erỳ ny teny avy amin’ny molotrao!+Izany no antony itahian’Andriamanitra anao mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
13 Ny olona milaza ny marina dia sitraky ny mpanjaka lehibe,+ ary izay manambara ny fahamarinana no tiany.+