FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Anaka, raha nanaiky hiantoka olona nisambo-bola ianao,+ raha nifanaiky tamin’olona tsy fantatrao tsara ianao ka efa nifandray tanana taminy,+

  • Ohabolana 17:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Mifandray tanana ho mariky ny fifanekena+ ny tsy ampy saina, ka miantoka olona nisambo-bola, eo anatrehan’ny namany.+

  • 1 Korintianina 15:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Aza manaiky ho voafitaka ianareo: Ny naman-dratsy dia manimba ny fahazarana mahasoa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara