Deoteronomia 19:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Aza ahemotra ny fetra mamaritra ny tanin’ny namanao,+ rehefa ho voafaritry ny razanao ny anjara lovanao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao mba ho fanananao.
14 “Aza ahemotra ny fetra mamaritra ny tanin’ny namanao,+ rehefa ho voafaritry ny razanao ny anjara lovanao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao mba ho fanananao.