Eksodosy 22:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Raha mampahory azy ianao ka mitaraina amiko izy, dia tena hohenoiko ny fitarainany.+ Deoteronomia 27:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Voaozona izay manao fitsarana+ miangatra+ amin’ny mpivahiny+ sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’ Salamo 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hitanao ny fahoriana sy ny alahelo,Ary jerenao izany ka raisinao an-tanana.+Ianao no ianteheran’ny ory+ sy ny kamboty ray.Ianao no mpanampy azy.+ Salamo 68:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ray ho an’ny kamboty ray ary mpitsara ho an’ny mpitondratena+Andriamanitra, izay ao amin’ny fonenany masina.+
19 “‘Voaozona izay manao fitsarana+ miangatra+ amin’ny mpivahiny+ sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’
14 Hitanao ny fahoriana sy ny alahelo,Ary jerenao izany ka raisinao an-tanana.+Ianao no ianteheran’ny ory+ sy ny kamboty ray.Ianao no mpanampy azy.+
5 Ray ho an’ny kamboty ray ary mpitsara ho an’ny mpitondratena+Andriamanitra, izay ao amin’ny fonenany masina.+