26 Dia izao no hitako: Mangidy noho ny fahafatesana+ ny vehivavy toy ny fandrika harato, sady manana fo sahala amin’ny harato tarihina ary tanana toy ny gadra vy.+ Ankasitrahan’Andriamanitra ny olona raha afa-miala amin’ny vehivavy toy izany, fa manota kosa izay azony.+