Ohabolana 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mpaniratsira ny divay+ ary mpitabataba ny toaka,+ ka tsy hendry izay rehetra manaonao foana noho ny herin’izany.+ Efesianina 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary aza mba mamon-divay,+ fa mitarika ho amin’ny filibana+ izany. Fa aoka kosa ianareo ho feno fanahy masina+ hatrany,
20 Mpaniratsira ny divay+ ary mpitabataba ny toaka,+ ka tsy hendry izay rehetra manaonao foana noho ny herin’izany.+
18 Ary aza mba mamon-divay,+ fa mitarika ho amin’ny filibana+ izany. Fa aoka kosa ianareo ho feno fanahy masina+ hatrany,