1 Mpanjaka 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa nanan-karena+ sy hendry noho ny mpanjaka rehetra teto an-tany i Solomona+ Mpanjaka. Joba 42:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary i Jehovah nitahy+ ny niafaran’ny fiainan’i Joba mihoatra noho ny tamin’ny voalohany.+ Koa nanjary nanana ondry efatra arivo sy iray alina, sy rameva enina arivo, sy omby roa arivo ary ampondravavy arivo izy. Ohabolana 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Betsaka ny tahiry ao an-tranon’ny marina,+ fa loza kosa no vokatry ny ataon’ny ratsy fanahy.+
12 Ary i Jehovah nitahy+ ny niafaran’ny fiainan’i Joba mihoatra noho ny tamin’ny voalohany.+ Koa nanjary nanana ondry efatra arivo sy iray alina, sy rameva enina arivo, sy omby roa arivo ary ampondravavy arivo izy.