Isaia 40:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 fa izay manantena+ an’i Jehovah kosa hahazo hery+ indray. Hanidina izy ireo, toy ny hoe manana ela-boromahery.+ Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra, ary handeha izy nefa tsy ho reraka.”+ Efesianina 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary farany, aoka ianareo hahazo hery+ mandrakariva amin’ny alalan’ny Tompo sy amin’ny alalan’ny tanjaky+ ny heriny. Kolosianina 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ary hatanjahina amin’ny hery rehetra ianareo, araka ny haben’ny heriny be voninahitra,+ mba hiaritra+ tanteraka sady haneho fahari-po amim-pifaliana,
31 fa izay manantena+ an’i Jehovah kosa hahazo hery+ indray. Hanidina izy ireo, toy ny hoe manana ela-boromahery.+ Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra, ary handeha izy nefa tsy ho reraka.”+
10 Ary farany, aoka ianareo hahazo hery+ mandrakariva amin’ny alalan’ny Tompo sy amin’ny alalan’ny tanjaky+ ny heriny.
11 ary hatanjahina amin’ny hery rehetra ianareo, araka ny haben’ny heriny be voninahitra,+ mba hiaritra+ tanteraka sady haneho fahari-po amim-pifaliana,