Ohabolana 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy hahomby ny olona raha tsy mahazo tari-dalana tsara,+ fa ahazoana famonjena kosa ny fananana mpanolo-tsaina maro.+ Ohabolana 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Miteraka ady fotsiny ny fiheveran-tena ho ambony,+ fa hendry kosa izay mila hevitra amin’ny hafa.+ Ohabolana 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tsy tanteraka ny fikasana raha tsy misy resaka amim-pahatsorana,+ fa tanteraka kosa izany raha maro ny mpanolo-tsaina.+ Asan’ny Apostoly 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nivory ny apostoly sy ny anti-panahy mba handinika ilay raharaha.+
14 Tsy hahomby ny olona raha tsy mahazo tari-dalana tsara,+ fa ahazoana famonjena kosa ny fananana mpanolo-tsaina maro.+
10 Miteraka ady fotsiny ny fiheveran-tena ho ambony,+ fa hendry kosa izay mila hevitra amin’ny hafa.+
22 Tsy tanteraka ny fikasana raha tsy misy resaka amim-pahatsorana,+ fa tanteraka kosa izany raha maro ny mpanolo-tsaina.+