Salamo 21:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nitady hanisy ratsy anao ireny,+Ary nieritreritra teti-dratsy, nefa tsy nahatanteraka akory.+ Ohabolana 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hevi-dratsy no ao am-pony.+ Mikendry ny hanao ratsy foana izy,+ ary manao izay hampisy fifandirana.+ Ohabolana 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ankasitrahan’i Jehovah ny olona tsara toetra,+ fa homelohiny kosa izay manana sain-dratsy.+ Romanina 1:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 mpanaratsy,+ mpankahala an’Andriamanitra, mpanambany+ olona, mpanambony tena,+ matin-kambo,+ mpamorona zava-dratsy,+ tsy mpankatò ray aman-dreny,+
14 Hevi-dratsy no ao am-pony.+ Mikendry ny hanao ratsy foana izy,+ ary manao izay hampisy fifandirana.+
30 mpanaratsy,+ mpankahala an’Andriamanitra, mpanambany+ olona, mpanambony tena,+ matin-kambo,+ mpamorona zava-dratsy,+ tsy mpankatò ray aman-dreny,+