7 Hoy anefa i Jehovah tamin’i Samoela: “Aza mijery ny bika aman’endriny sy ny haavon’ny tsanganany,+ fa efa nolaviko izy. Fa tsy toy ny fijerin’ny olona ny fijerin’Andriamanitra,+ satria ny olona mijery izay hitan’ny maso,+ fa i Jehovah kosa mijery ny fo.”+