Salamo 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Faniry noho ny volamena ireny, eny, noho ny volamena voadio be dia be,+Ary mamy noho ny tantely+ sy ny tantely mikoriana avy amin’ny tohotra.*+ Salamo 119:103 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 103 Mamy amin’ny lelako ny teninao,Mihoatra noho ny tantely ao am-bavako!+ Ohabolana 22:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa tsara raha raketinao ao am-ponao ny teniny,+ mba ho vonona hilaza izany teny rehetra izany ny molotrao.+
10 Faniry noho ny volamena ireny, eny, noho ny volamena voadio be dia be,+Ary mamy noho ny tantely+ sy ny tantely mikoriana avy amin’ny tohotra.*+
18 Fa tsara raha raketinao ao am-ponao ny teniny,+ mba ho vonona hilaza izany teny rehetra izany ny molotrao.+