Ohabolana 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Loharanon’aina ny lalàna avy amin’ny hendry,+ ka miaro azy tsy ho azon’ny fandriky ny fahafatesana.+ Ohabolana 23:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 dia hanana hoavy tsara ianao,+ ary tsy ho foana ny fanantenanao.+ Jaona 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa mba hahazoan’izy ireo fiainana mandrakizay,+ dia ilainy ny mianatra hahalala+ anao, ilay hany tena Andriamanitra,+ sy Jesosy Kristy, ilay nirahinao.+
14 Loharanon’aina ny lalàna avy amin’ny hendry,+ ka miaro azy tsy ho azon’ny fandriky ny fahafatesana.+
3 Koa mba hahazoan’izy ireo fiainana mandrakizay,+ dia ilainy ny mianatra hahalala+ anao, ilay hany tena Andriamanitra,+ sy Jesosy Kristy, ilay nirahinao.+