Salamo 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hody any amin’ny Fasana*+ ny ratsy fanahy,+Sy ny firenena rehetra izay manadino an’Andriamanitra.+ Salamo 73:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Eo amin’ny toerana malama tokoa no ametrahanao an’ireny.+Ary ataonao izay hahalavo azy mba ho ringana izy.+ Ohabolana 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny fahatsiarovana ny olo-marina dia hitondra fitahiana ho azy,+ fa ho lo kosa ny anaran’ny ratsy fanahy.+ Isaia 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lozan’ny ratsy fanahy! Hahita loza izy, fa hatsingerina aminy izay nataony!+
17 Hody any amin’ny Fasana*+ ny ratsy fanahy,+Sy ny firenena rehetra izay manadino an’Andriamanitra.+
18 Eo amin’ny toerana malama tokoa no ametrahanao an’ireny.+Ary ataonao izay hahalavo azy mba ho ringana izy.+
7 Ny fahatsiarovana ny olo-marina dia hitondra fitahiana ho azy,+ fa ho lo kosa ny anaran’ny ratsy fanahy.+