Salamo 90:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza no mahalala ny herin’ny fahatezeranao?+Ary iza no mahalala ny fisafoahanao? Lehibe toy ny halehiben’ny fahatahorana anao izany.+ Ohabolana 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Atahorana, sahala amin’ny fahatahorana fieron’ny liona tanora, ny mpanjaka.+ Izay mampahatezitra azy dia manota amin’ny tenany, ka mihantsy loza.+ 1 Tesalonianina 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 satria fantatrareo tsara fa ho avy toy ny mpangalatra amin’ny alina+ ny andron’i Jehovah.+
11 Iza no mahalala ny herin’ny fahatezeranao?+Ary iza no mahalala ny fisafoahanao? Lehibe toy ny halehiben’ny fahatahorana anao izany.+
2 Atahorana, sahala amin’ny fahatahorana fieron’ny liona tanora, ny mpanjaka.+ Izay mampahatezitra azy dia manota amin’ny tenany, ka mihantsy loza.+