7 Vato efa voapaika+ no nanaovana an’ilay trano, ka tsy nandrenesana marotoa, na famaky, na izay mety ho vy fiasana tao amin’ilay trano+ nandritra ny fanorenana.
28 Iza aminareo, ohatra, no te hanorina tilikambo nefa tsy mipetraka aloha manao kajy ny amin’izay ho lany,+ mba hahitana raha manana ny ampy hamitana azy izy, na tsia?