Eksodosy 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Aza mijoro ho vavolombelona mandainga hiampanga ny mpiara-belona aminao.+ Matio 26:59 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 59 Ary nitady izay ho afaka hiampanga an’i Jesosy ny lehiben’ny mpisorona sy ireo rehetra anisan’ny Fitsarana Avo Jiosy, mba hamonoana azy ho faty.+
59 Ary nitady izay ho afaka hiampanga an’i Jesosy ny lehiben’ny mpisorona sy ireo rehetra anisan’ny Fitsarana Avo Jiosy, mba hamonoana azy ho faty.+