Efesianina 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa satria àry efa narianareo ny lainga,+ dia milazà ny marina amin’ny namanareo avy ianareo tsirairay,+ fa rantsambatana mifampiankina isika.+ Kolosianina 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza mifandainga+ ianareo. Esory ny toetra taloha+ mbamin’ireo fanao niaraka taminy,
25 Koa satria àry efa narianareo ny lainga,+ dia milazà ny marina amin’ny namanareo avy ianareo tsirairay,+ fa rantsambatana mifampiankina isika.+