-
Ezra 5:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 “Raha mety amin’ny mpanjaka àry, dia aoka hisy fikarohana+ hatao ao amin’ny trano fitehirizana ny zava-tsarobidin’ny mpanjaka ao Babylona, mba hahitana raha tena nisy baiko+ nomen’i Kyrosy Mpanjaka tokoa, hanorenana indray an’io tranon’Andriamanitra any Jerosalema io. Ary aoka halefan’ny mpanjaka atỳ aminay izay fanapahan-keviny momba izany.”
-