FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 18:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Izay miteny voalohany eo amin’ny fitsarana no toa marina,+ fa miditra kosa ny andaniny ka manadihady azy.+

  • Matio 5:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Mifandamìna haingana amin’ilay mitory anao any amin’ny fitsarana, dieny mbola eny an-dalana ho any ianareo, sao hanolotra anao amin’ny mpitsara izy,+ ary ny mpitsara kosa hanolotra anao amin’ny mpampihatra didim-pitsarana, ka halefa any am-ponja ianao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara