Ohabolana 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izay mandehandeha manendrikendrika+ olona dia mamoaka tsiambaratelo,+ fa izay mendri-pitokisana kosa mahay mihazona tsiambaratelo.+ Ohabolana 20:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izay mandehandeha manendrikendrika olona dia mamoaka tsiambaratelo,+ ary aza mifanerasera amin’izay be resaka.+
13 Izay mandehandeha manendrikendrika+ olona dia mamoaka tsiambaratelo,+ fa izay mendri-pitokisana kosa mahay mihazona tsiambaratelo.+
19 Izay mandehandeha manendrikendrika olona dia mamoaka tsiambaratelo,+ ary aza mifanerasera amin’izay be resaka.+