Ohabolana 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Zava-dratsy foana no vokatry ny ataon’ny mpitondra hafatra ratsy fanahy,+ fa fanasitranana kosa ny iraka mendri-pitokisana.+ Filipianina 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Heveriko anefa fa ilaina ny maniraka an’i Epafrodito,+ rahalahiko sy mpiara-miasa+ amiko ary miaramila+ toa ahy, fa irakareo kosa sy mpanompo nalefanareo hikarakara izay ilaiko.
17 Zava-dratsy foana no vokatry ny ataon’ny mpitondra hafatra ratsy fanahy,+ fa fanasitranana kosa ny iraka mendri-pitokisana.+
25 Heveriko anefa fa ilaina ny maniraka an’i Epafrodito,+ rahalahiko sy mpiara-miasa+ amiko ary miaramila+ toa ahy, fa irakareo kosa sy mpanompo nalefanareo hikarakara izay ilaiko.