FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 22:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hoy ny mpanjaka tamin’ireo mpihazakazaka+ teo akaikiny: “Mihodìna, ka vonoy ho faty ireo mpisoron’i Jehovah ireo, fa momba an’i Davida koa ny tanan’ireo sady efa fantatr’ireo fa nandositra izy, nefa tsy nolazainy tamiko izany!”+ Tsy nety naninjitra ny tanany hamely an’ireo mpisoron’i Jehovah anefa ny mpanompon’ny mpanjaka.+

  • 2 Tantara 24:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary tsy mba tsaroan’i Joasy Mpanjaka fa naneho hatsaram-panahy feno fitiavana taminy i Joiada rain’i Zakaria.+ Koa novonoiny io zanak’i Joiada io. Dia hoy i Zakaria rehefa ho faty: “Hojeren’i Jehovah anie izao ka hovaliany!”+

  • Asan’ny Apostoly 7:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Iza moa no mpaminany tsy nenjehin’ny razanareo?+ Eny, novonoiny+ mihitsy aza ireo nanambara mialoha fa ho avy Ilay marina.+ Ary ankehitriny dia efa tonga mpamadika sy mpamono azy ianareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara