FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 12:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy i Jesosy: “Fa iza moa, ralehilahy, no nanendry ahy ho mpitsara+ na mpizara fananana eo aminareo?”

  • 1 Tesalonianina 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 ary mba hataonareo tanjona ny hiaina amim-pilaminana,+ sy ny tsy hitsabaka amin’ny raharahan’ny hafa,+ ary ny hiasa amin’ny tananareo,+ araka ny nandidianay anareo.

  • 1 Petera 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Aoka anefa tsy hisy aminareo hijaly+ satria mpamono olona, na mpangalatra, na mpanao ratsy, na mpitsabaka+ amin’ny raharahan’olona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara