Ohabolana 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Malina izay mahatsinjo ny loza ka miafina,+ fa ny tanora fanahy kosa mbola miroso ihany ka voa.+ 2 Petera 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tehirizina ho amin’ny afo+ amin’ny alalan’izany teny izany koa anefa ny lanitra+ sy ny tany+ ankehitriny, ka atokana ho amin’ny andro fitsarana+ sy fandringanana an’ireo tsy matahotra an’Andriamanitra.+
7 Tehirizina ho amin’ny afo+ amin’ny alalan’izany teny izany koa anefa ny lanitra+ sy ny tany+ ankehitriny, ka atokana ho amin’ny andro fitsarana+ sy fandringanana an’ireo tsy matahotra an’Andriamanitra.+