1 Tesalonianina 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa mbola tsy nanao teny mandoka+ mihitsy izahay rehefa tonga teo aminareo—fantatrareo tsara izany. Mbola tsy nifetsy+ anareo noho ny fitsiriritana+ koa izahay. Ary Andriamanitra no vavolombelon’izany!
5 Fa mbola tsy nanao teny mandoka+ mihitsy izahay rehefa tonga teo aminareo—fantatrareo tsara izany. Mbola tsy nifetsy+ anareo noho ny fitsiriritana+ koa izahay. Ary Andriamanitra no vavolombelon’izany!