Ohabolana 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Maro ny fanirian’ny kamo, nefa tsy manana na inona na inona izy.+ Tsy hanan-java-mahory kosa ny mazoto.+ 1 Korintianina 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aiza no hisy miaramila mianto-tena? Iza no mamboly voaloboka ka tsy mihinana ny voany?+ Na iza no miandry andian’ondry ka tsy mihinana amin’ny rononony?+
4 Maro ny fanirian’ny kamo, nefa tsy manana na inona na inona izy.+ Tsy hanan-java-mahory kosa ny mazoto.+
7 Aiza no hisy miaramila mianto-tena? Iza no mamboly voaloboka ka tsy mihinana ny voany?+ Na iza no miandry andian’ondry ka tsy mihinana amin’ny rononony?+