FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 39:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa hitan’ny tompony fa nomba an’i Josefa i Jehovah, ary nataon’i Jehovah nahomby avokoa izay nataony.

  • Ohabolana 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hahantra izay kamo miasa,+ fa mampanan-karena kosa ny tanan’ny mazoto.+

  • Ohabolana 12:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tsy mety mihaza ny kamo,+ fa ny mazoto kosa harena sarobidy ho an’ny olona.

  • Kolosianina 3:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin’ny fo manontolo+ toy ny ho an’i Jehovah,+ fa tsy ho an’olona,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara