Salamo 72:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hahavokatra be ny tany,+Ary na eny an-tampon-tendrombohitra aza dia ho be ny vokatra.+Ho betsaka toy ny any Libanona ny vokatry ny taniny,+Ary hiroborobo toy ny ahitra amin’ny tany ny olona ao an-tanàna.+ Salamo 104:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mampitsimoka ahi-maitso ho an’ny biby Izy,+Ary koa zavamaniry ho an’ny olombelona,+Mba hahatonga ny tany hamokatra sakafo+
16 Hahavokatra be ny tany,+Ary na eny an-tampon-tendrombohitra aza dia ho be ny vokatra.+Ho betsaka toy ny any Libanona ny vokatry ny taniny,+Ary hiroborobo toy ny ahitra amin’ny tany ny olona ao an-tanàna.+
14 Mampitsimoka ahi-maitso ho an’ny biby Izy,+Ary koa zavamaniry ho an’ny olombelona,+Mba hahatonga ny tany hamokatra sakafo+