Salamo 66:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha mankasitraka zava-dratsy aho ato am-poko,Dia tsy hihaino ahy i Jehovah.+ Salamo 109:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka hambara ho meloka izy rehefa hotsaraina,Ary ho lasa fahotana ny vavaka ataony.+ Ohabolana 15:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Lavitra ny ratsy fanahy i Jehovah,+ fa ny vavaky ny marina no henoiny.+ Isaia 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa mamelatra ny tananareo+ ianareo, dia tampenako tsy hijery anareo ny masoko.+ Na manao vavaka maro+ aza ianareo, dia tsy hihaino aho,+ fa feno ran’olona ny tananareo.+
15 Rehefa mamelatra ny tananareo+ ianareo, dia tampenako tsy hijery anareo ny masoko.+ Na manao vavaka maro+ aza ianareo, dia tsy hihaino aho,+ fa feno ran’olona ny tananareo.+