FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 73:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Eo amin’ny toerana malama tokoa no ametrahanao an’ireny.+

      Ary ataonao izay hahalavo azy mba ho ringana izy.+

  • 1 Tesalonianina 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Rehefa milaza izy ireo+ hoe: “Fandriampahalemana+ sy filaminana!”, dia hanjo azy avy hatrany ny fandringanana+ tampoka, toy ny fitrangan’ny fanaintainana eo amin’ny vehivavy mihetsi-jaza.+ Ary tsy ho afa-mandositra mihitsy izy ireo.+

  • Apokalypsy 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa tadidio tsara foana izay efa noraisinao+ sy efa renao, ary tano hatrany izany,+ ka mibebaha.+ Fa raha tsy mifoha+ ianao, dia ho avy toy ny mpangalatra aho,+ ary tsy ho fantatrao mihitsy izay ora hahatongavako eo aminao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara