FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia hoy i Natana tamin’i Davida: “Ianao izany lehilahy izany! Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izaho no nanosotra+ anao ho mpanjakan’ny Israely, ary izaho no nanafaka+ anao teo an-tanan’i Saoly.

  • Salamo 141:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Raha mamely ahy ny olo-marina, dia raisiko ho hatsaram-panahy feno fitiavana izany.+

      Ary raha mananatra ahy izy, dia toy ny menaka ahosotra amin’ny loha izany+

      Ka tsy holavin’ny lohako.+

      Fa hivavaka ho azy mihitsy aza aho raha misy loza manjo azy.+

  • Ohabolana 27:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ny ratra ataon’izay tia anao dia mariky ny tsy fivadihany aminao,+ fa ny oroky ny mpankahala kosa italahoana vao azo.+

  • Galatianina 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Rehefa tonga tany Antiokia+ anefa i Kefasy,+ dia nanohitra azy imasoimaso aho satria hita fa meloka izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara