Eksodosy 32:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nampitony an’i* Jehovah Andriamaniny i Mosesy,+ ka nanao hoe: “Jehovah ô, nahoana ny fahatezeranao+ no dia mirehitra amin’ny olonao, izay nentinao nivoaka avy tany Ejipta tamin-kery lehibe sy tamin’ny tanana mahery? Asan’ny Apostoly 19:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Nahavita nampangina+ ny vahoaka ihany ny ben’ny tanàna tamin’ny farany, ka hoy izy: “Ry Efesianina, iza tokoa moa no tsy mahalala fa ny tanànan’ny Efesianina no mpiambina ny tempolin’i Artemisy lehibe sy ilay sary latsaka avy tany an-danitra?
11 Ary nampitony an’i* Jehovah Andriamaniny i Mosesy,+ ka nanao hoe: “Jehovah ô, nahoana ny fahatezeranao+ no dia mirehitra amin’ny olonao, izay nentinao nivoaka avy tany Ejipta tamin-kery lehibe sy tamin’ny tanana mahery?
35 Nahavita nampangina+ ny vahoaka ihany ny ben’ny tanàna tamin’ny farany, ka hoy izy: “Ry Efesianina, iza tokoa moa no tsy mahalala fa ny tanànan’ny Efesianina no mpiambina ny tempolin’i Artemisy lehibe sy ilay sary latsaka avy tany an-danitra?