Ohabolana 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza,+ ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany.+ Ohabolana 22:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Latsa-paka ao am-pon’ny zaza ny hadalana,+ ka ny tsorakazo famaizana no hahatonga izany ho lavitra azy.+ Ohabolana 23:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aza misalasala manafay zanaka,+ fa tsy ho faty izy raha kapohinao amin’ny tsorakazo. Efesianina 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo,+ fa tezao+ hatrany araka ny fananarana+ sy ny fomba fisainan’i+ Jehovah izy.
6 Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza,+ ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany.+
15 Latsa-paka ao am-pon’ny zaza ny hadalana,+ ka ny tsorakazo famaizana no hahatonga izany ho lavitra azy.+
4 Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo,+ fa tezao+ hatrany araka ny fananarana+ sy ny fomba fisainan’i+ Jehovah izy.