Salamo 37:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,+Dia hanandratra anao izy ary handova ny tany ianao.+Ho hitanao ny handringanana ny ratsy fanahy.+ Salamo 58:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hifaly ny olo-marina rehefa mahita ny fampiharana valifaty.+Handroboka ny tongony ao amin’ny ran’ny ratsy fanahy izy.+ Salamo 91:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hitaza-maso fotsiny ianao,+Ary ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy noho izay nataony.+ Apokalypsy 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Mifalia noho izay manjo azy, ry lanitra,+ ary koa ianareo olona masina+ sy ianareo apostoly+ ary ianareo mpaminany, satria efa nitsara azy Andriamanitra ka efa nampihatra sazy taminy noho ny aminareo!”+
34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,+Dia hanandratra anao izy ary handova ny tany ianao.+Ho hitanao ny handringanana ny ratsy fanahy.+
10 Hifaly ny olo-marina rehefa mahita ny fampiharana valifaty.+Handroboka ny tongony ao amin’ny ran’ny ratsy fanahy izy.+
20 “Mifalia noho izay manjo azy, ry lanitra,+ ary koa ianareo olona masina+ sy ianareo apostoly+ ary ianareo mpaminany, satria efa nitsara azy Andriamanitra ka efa nampihatra sazy taminy noho ny aminareo!”+